Entry | tananivoho | ||||
Elementary words | tanana ; ivoho | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho [1.1] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Hairstyles | ||||
Updated on 2023/06/27 |