Entry teha-dolo
Elementary words tehaka ; lolo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana aretina mampivonto ny hodimaso tampoka, ary noheverin'ny Ntaolo fa voakasiky ny lolo na matoatoa na angatra no nahatonga izany [1.1]
Explanations in French Le gonflement de la paupière, c' est un soufflet donné par un esprit. C'était une croyance malgache [2.415]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/26