Entry | tenda | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [1.1] | ||||||
Explanations in English | The throat [1.7] | ||||||
Explanations in French | La gorge [1.8] | ||||||
Vocabulary | Biology | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tenda | ||||||
Entry | tenda | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana [1.1] | ||||||
Anagrams | dante, ndate, tenda |
Updated on 2023/05/26 |