Entry traokabe
Elementary words traoka ; be
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin' ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray [1.1]
 Faritra mitondra rivotra avy eo amin'ny tendabe mankany amin'ny traoka [1.13]
Explanations in French Trachée artère [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/08/18