Entry tripanozaoma
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay tripanozome] Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny lalitra atao hoe tsetse, izay mahatonga aretin-torimaso, fa matory be tsy maharay tena izay voakaikitr' io lalitra io [1.1]
Vocabulary 
Origin French: tripanozome.

Updated on 2020/07/31