Entry trozona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin' ny biby fantatra amin' izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany. [1.1]
 Biby lehibe indrindra mivelona any anaty ranomasina ary mampinono [1.13]
Explanations in English A whale [1.7]
Explanations in French Baleine [1.54, 1.8, 1.13]
Vocabulary 
Compound words 
Phytonyms 
Articles 

Updated on 2023/08/11