Entry tsaboina (tsabo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Karakaraina amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka sady azo ilazana ny marary no ilazana ny aretina: Notsaboiny ny zanako dia sitrana ~ Aretina sarotra tsaboina io aretina io [1.1]
Explanations in English To be nursed, to be given medical care [1.7]
Explanations in French Qu'on soigne [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present : tsaboina, tsaboiko, tsaboinao, tsaboiny, tsabointsika, tsaboinay, tsaboinareo, tsaboin', tsaboin-, tsaboim-, tsaboi-
Past : notsaboina, notsaboiko, notsaboinao, notsaboiny, notsabointsika, notsaboinay, notsaboinareo, notsaboin', notsaboin-, notsaboim-, notsaboi-
Future : hotsaboina, hotsaboiko, hotsaboinao, hotsaboiny, hotsabointsika, hotsaboinay, hotsaboinareo, hotsaboin', hotsaboin-, hotsaboim-, hotsaboi-
Imperative : tsaboy

Entry tsaboina (tsabo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Vonjena amin' ny fanomezana vola na zavatra: Tsaboy kely roapolo any aho [1.1]

Updated on 2020/07/31