Entry tsakitsaky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena
(ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina [1.1]

Entry tsakitsaky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Katsaka [1.78]
  [Tanosy] Ampemba [1.78]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31