Entry tsikovoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano [1.1]
Examples dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala. [2.48]
Vocabulary 
Zoonyms 
Analogs  fangorinana
Proverbs 

Updated on 2023/09/10