Entry | vadiko > vadina (vady) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Alaina ho vady: Zazavavy tsy azo vadina iny fa ratsy toetra izaitsizy [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu’on épouse: Tsy azonao vadina io zazavavy io (Vous ne pouvez pas épouser cette jeune fille) [1.3] | ||||||||
Examples | Raha izany no azo vadina, dia ho vita i Menabe!
[2.528] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vadina | ||||||||
Entry | vadiko > vadika | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fisehoan' ny ilany tsy mbola niseho: Vadi-boamaso Lafy: Vadi-tsarany Fitaipahana, tsy fitanana ny teny natao: Vadi-belirano Famindrana na famonosan-damba ny razana efa maty: Vadi-drazana [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Le rebours, l’envers, l'opposé; le changement, la trahison, la violation d’un traité, d'un contrat, d’un serment, le chavirement, le revirement, le changement de côté ou de flanc [1.3] | |||||||||||||||
Chavirement [1.20] | ||||||||||||||||
(toute l'île, mais on prononce valika dans l'Ouest et le Sud). La face inférieure d'une feuille, lorsqu'on parle d'une plante. Ce nom est surtout utilisé quand la feuille est discolore, par exemple verte au dessus et blanche dessous. Principaux dérivés : am-badika : à la face inférieure de la feuille ; avadika : qu'on retourne, en parlant d'une feuille, surtout quand elle est discolore ; mamadika : retourner une feuille. [1.196] | ||||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Zoonyms |
| |||||||||||||||
Phytonyms |
| |||||||||||||||
Entry | vadiko > vady | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso) [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A spouse [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | époux, épouse [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Examples | Izy mianaka angaha no vady aman-janakao?
[2.4] | |||||||||||||||
Vocabulary | Relationships: family | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Hyponyms | ||||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vady | |||||||||||||||
Article | Randzavola: vady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana) | |||||||||||||||
Entry | vadiko > vady | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity? Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | One of a pair [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon [1.3] | |||||||||||||||
L'un d'une paire [1.8] | ||||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vady | |||||||||||||||
Anagrams | davy, diva, vady |