Entry vaksiny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanefitra nalaina avy tamin' otrik' aretina tsy manan-kery hankarary intsony, ampidirina amin' ny olona na biby iray mba tsy handairan' io aretina io aminy [1.1]
 Fanefitra amin'ny aretina [1.13]
Explanations in French Vaccin [1.13]
Vocabulary 
Origin French: vaccin.

Updated on 2020/07/31