|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 valanirana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra
[1.1] |
| Ohatra |
4 Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena;
[2.48]
|
| Voambolana | 5 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|