Entry valoambinifolo
Elementary words valo ; ambinifolo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Jereo valo ambin' ny folo []
Examples 
1Valoambinifolo no tontalinay teo. [2.366]
2Noraisiko tamim-pifaliana ny hanao izany satria hatramin' izao dia tsy misy boky mitantara ny foko valoambinifolo eto Madagasikara voasoratra amin' ny' teny malagasy afa-tsy ity irery. [2.508]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/03