Entrée | very | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Explications en malgache | Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay ¶ Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako ¶ (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona ¶ Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina). [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Explications en anglais | lost ¶ reduced to slavery [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Explications en français | perdu ¶ (autrefois) réduit en esclavage [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Dérivations |
| ||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot very | ||||||||||||
Entrée | very
![]() | ||||||||||||
Partie du discours | adverbe | ||||||||||||
Explications en malgache | tokoa [Sewell 1875, Hallanger 1969, Rasoloson 2001] | ||||||||||||
indrindra [Sewell 1875, Hallanger 1969] | |||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |