Entry vinanto
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy [1.1]
Explanations in English A son or daughter-in-law [1.7]
Explanations in French Gendre, bru [1.54, 1.8]
Examples 
1Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka [2.470]
2Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa. [2.398]
Vocabulary 
Compound words 
Titles Vinanto efatra (Rapatsalahy Paul)
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/21