Entry |
voasary
|
Elementary words | voa ; sary |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anarana iombonana iantsoana ireo karazam-boankazo salasalany, ny voany mavomena, ohatra ny totohondry ny habeny ary ny tsirony misy mamy misy marikivy [1.1]
|
Explanations in English | A lemon [1.7]
|
Explanations in French | Orange [1.8]
|
| (toute l'île) (de voa : fruit ; et
sary : mis par abréviation de
sarihangy : perle de corail). D'après Malzac : « Nom générique des Citronniers et des Citrons ».
Surtout les diverses variétés et formes devenues spontanées de
Citrus aurantifolia Swingle.
A Tananarive, on l'emploie aussi pour les Orangers introduits et cultivés ; variétés de
Citrus sinensis (L.) Osbeck (Rutaceae).
Celles-ci ne deviennent jamais subspontanées et réclament des soins si l'on veut en obtenir de beaux fruits.
[1.196]
|
Scientific name | Citrus aurantifolia, Citrus sinensis |
Examples |
1 | halaintsika ireo voasary ireo, ry zoky.
[2.69]
|
2 | Raha ho any Namehana manantena hahita voasary.
[2.346]
|
3 | Ary sao mitady voasary hoatran' Ambohijanahary?
[2.588]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|