Entry voatiry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana ny fiara taritin-tsoavaly, mitondra olona sy entana [1.1]
Examples Asainy haroso amin' izay ny voatiry tarihin-tsoavaly efa vonona. [2.470]
Vocabulary 
Origin French: voiture.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31