Entry vongovongo (vongo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitobiana mitontohitra, fiavosana mifanongòa, fibokitra. [1.1]
Explanations in French Tas, élévation, agglomération, vagues, morceaux, réunion [1.3]
 Qu'on met en petits tas [1.196]
Examples Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy Vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany. [2.508]
Derivatives 
Synonyms vongo

Entry vongovongo
Part of speech noun
Explanations in French  [Bezanozano, Merina] (sens général : qu'on met en petits tas ; cette plante était vendue en bottes qu'on faisait brûler pour en recueillir les cendres). Cyathula cylindrica Moq. (Amaranthaceae). Les cendres étaient utilisées pour obtenir un sel de potasse (emplois en cuisine, pour la fabrication du savon malgache, en teinturerie, etc.). [1.196]
Scientific name Cyathula cylindrica
Vocabulary 

Entry Vongovongo
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Examples Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy Vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany [2.508]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20