Entry zafin-dohalika
Elementary words zafy ; lohalika
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1]
Explanations in French La quatrième génération [1.3]
 [ zafindohalika ] Quatrième génération [1.54]
Examples Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika. [4.27]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/08