Entry zanapeo
Elementary words zana- (zanaka) ; feo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) [1.1]
Explanations in French Voyelle [1.66]
Examples Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo. [1.519]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/12/05