Entry | zandry | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona [1.1] | |||
Explanations in English | A younger brother or sister; a junior [1.7] | |||
Explanations in French | Cadet [1.54] | |||
Cadet, cadette [1.8] | ||||
Vocabulary | Relationships: family | |||
Morphology |
| |||
Compound words |
| |||
Analogs | zoky | |||
Proverbs | Proverbs containing the word zandry | |||
Updated on 2020/07/31 |