Entry zazahova
Elementary words zaza ; hova
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo [1.1]
Examples 
1Mangataka arahaba, toa Zazahova. [2.69]
2Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy. [2.508]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/27