<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:1 | In the year that king |
Tamin' ny taona nahafatesan' i Ozia mpanjaka no nahitako ny Tompo nipetraka teo ambonin' ny seza fiandrianana avo sady manerinerina, ary ny ebaneban' akanjony nahafeno ny tempoly. | Tamin' ny taona nahafatesan' i Oziasa, mpanjaka, no nahitako ny Tompo, nipetraka teo ambonin' ny seza fiandrianana avo sy manerinerina, ary nahafeno ny tempoly ny rebareban' akanjony. | L' année de la mort du roi |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:2 | Above it stood the seraphims: each one had six wings; with twain he covered his face, and with twain he covered his feet, and with twain he did fly. | Nisy serafima nitsangana teo amboniny, samy nanana elatra enina avy; ny roa nanaronany ny tavany, ny roa nanaronany ny tongony, ary ny roa nanidinany. | Nisy Serafima nitoetra teo anatrehany; manan' elatra enina avy: ny roa nisaronany tava; ny roa nisaronany tongotra, ny roa nanidinany. | Des séraphins se tenaient au-dessus de lui, ayant chacun six ailes, deux pour se couvrir la face, deux pour se couvrir les pieds, deux pour voler. | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:3 | And one cried unto another, and said, Holy, holy, holy, is the |
Ary nanandratra ny feony izy ka nifamaly hoe: Masina, masina, masina Jehovah, Tompon' ny maro; Henika ny voninahiny ny tany rehetra. | Niantso mafy izy ireo, nifamaly ka nanao hoe: Masina, masina, masina Iaveh' ny tafika! feno ny voninahiny ny tany rehetra. | Ils se criaient l' un à l' autre ces paroles : " Saint, saint, saint est |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:4 | And the posts of the door moved at the voice of him that cried, and the house was filled with smoke. | Dia nihorohoro ny fanambanin' ny tokonana noho ny feon' ireo nanandratra ny feony; ary feno setroka ny trano. | Nihozongozona ny fanambanin' ny vavahady, noho ny feon' izay niantso mafy, ary tonga feno setroka ny trano. | Les montants des portes vibrèrent au bruit de ces cris et le Temple était plein de fumée. | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:5 | Then said I, Woe is me! for I am undone; because I am a man of unclean lips, and I dwell in the midst of a people of unclean lips: for mine eyes have seen the King, the |
Dia hoy izaho: Lozako! maty aho! fa lehilahy maloto molotra, sady ato amin' ny firenena maloto molotra no itoerako, fa ny mpanjaka, dia Jehovah, Tompon' ny maro, no efa hitan' ny masoko. | Ka hoy aho tamin' izay: Loza ho ahy! maty aho! fa izaho olona maloto molotra; ary ny firenena hitoerako maloto molotra; nefa aho nahita maso ny Mpanjaka, Iavehn' ny tafika! | Alors je dis : " Malheur à moi, je suis perdu! car je suis un homme aux lèvres impures, j' habite au sein d' un peuple aux lèvres impures, et mes yeux ont vu le |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:6 | Then flew one of the seraphims unto me, having a live coal in his hand, which he had taken with the tongs from off the altar: | Dia nanidina nanatona ahy ny serafima anankiray nitondra vain' afo teny an-tànany, izay nalainy tamin' ny ny tandra avy teo amin' ny alitara. | Kanjo, nanidina nanatona ahy, ny iray tamin' ireo Serafima, nitondra vain' afo teny an-tànany, nalainy tamin' ny tandra, teo ambony otely. | L' un des séraphins vola vers moi, tenant dans sa main une braise qu' il avait prise avec des pinces sur l' autel. | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:7 | And he laid it upon my mouth, and said, Lo, this hath touched thy lips; and thine iniquity is taken away, and thy sin purged. | Ary natehiny ny vavako izany, ka hoy izy: Indro, efa nitehika tamin' ny molotrao io; ka dia afaka ny helokao, ary voavela ny fahotanao. | Nakasiny tamin' ny vavako izany, dia hoy izy: Jereo, efa voakasik' ity ny molotrao; ka voaesotra ny helokao, ary voaonitra ny fahotanao. | Il m' en toucha la bouche et dit : " Voici, ceci a touché tes lèvres, ta faute est effacée, ton péché est pardonné. " | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:8 | Also I heard the voice of the |
Ary nandre ny feon' ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho. | Dia nandre ny feon' ny Tompo aho, nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho any? Ka hoy aho: Inty aho; iraho aho. | Alors j' entendis la voix du Seigneur qui disait : " Qui enverrai-je ? Qui ira pour nous ? " Et je dis : " Me voici, envoie-moi. " | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:9 | And he said, Go, and tell this people, Hear ye indeed, but understand not; and see ye indeed, but perceive not. | Ary hoy Izy: Mandehana, ka lazao amin' ity firenena ity hoe: Mandrenesa mandrakariva ihany ianareo, nefa aza mahalala; Ary mijere mandrakariva ihany ianareo, nefa aza mahafantatra. | Ary hoy izy: Mandehana ka lazao amin' ity firenena ity hoe: Mandrenesa hianareo, fa aza mahafantatra; aoka hahita hianareo fa tsy hahazo an-tsaina. | Il me dit : " Va, et tu diras à ce peuple : Écoutez, |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:10 | Make the heart of this people fat, and make their ears heavy, and shut their eyes; lest they see with their eyes, and hear with their ears, and understand with their heart, and convert, and be healed. | Ataovy adala ny fon' ity firenena ity, Ary ataovy lalodalovana ny sofiny, Ary ataovy mikimpy ny masony, Fandrao hahita ny masony, Sy handre ny sofiny, Ary hahalala ny fony, Dia hibebaka izy ka ho sitrana. | Ataovy lamodamoka ny fon' ity firenena ity, ary ataovy lalodalovana ny sofiny, dia tampeno ny masony, mba tsy hahita maso izy, sy tsy handre ny sofina ka tsy hibebaka sy tsy ho sitrana. | Appesantis le coeur de ce peuple, rends-le dur d' oreille, englue-lui les yeux, de peur que ses yeux ne voient, que ses oreilles n' entendent, que son coeur ne comprenne, qu' il ne se convertisse et ne soit guéri. " | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:11 | Then said I, |
Ary hoy izaho: Tompo ô, mandra-pahoviana anefa? Dia hoy Izy: Mandra-pahafoanan' ny tanàna, ka tsy hisy mponina, Ary ny trano tsy hisy olona, Ary ny tany ho lao tokoa; | Ary hoy aho: Mandra-pahoviana, ry Tompo? Ka hoy ny navaliny: Mandra-paharingan' ny tanàna, ka tsy hisy mponina, ka ny trano, tsy hisy olona intsony, ary ny tany ho rava sy lao; | Et je dis : " Jusques à quand, Seigneur ? " Il me répondit : " Jusqu'à ce que les villes soient détruites et dépeuplées, les maisons inhabitées; que le sol soit dévasté, désolé; | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:12 | And the |
Ary Jehovah hampandeha lavitra ny olona, Ka ho be ny lao ao amin' ny tany; | mandra-pitondran' ny Tompo ny olona any lavitra, ka ho be ny lao amin' ny tany. | que |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:13 | But yet in it shall be a tenth, and it shall return, and shall be eaten: as a teil tree, and as an oak, whose substance is in them, when they cast their leaves: so the holy seed shall be the substance thereof. | Ary na dia misy ampahafolony aza sisa, Dia mbola hosimbana ihany koa izany Kanefa kosa tahaka ny hazo terebinta sy ny ôka, Izay mbola misy fotony ihany na dia voakapa aza, Dia toy izany no mbola hisiana taranaka masina ho fotony. | Ary na ny ampahafolon' ny mponina aza no sisa eo, dia mbola haripaka indray ihany koa ireo. Kanefa toy ny terebinta sy ny aoka, rahefa voakapa mbola manam-pototra; ny fototr' Israely, dia ho tsimoka masina. | Et s' il en reste un dixième, de nouveau il sera dépouillé, comme le térébinthe et comme le chêne qui une fois |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |