|
|
|
|
Fikambanana sy fifandraisana 5 amin' ny teny
andriamanitra
(#1)
Kamban-teny (5)
1
amboakelinandriamanitra
2
andriamanibavy
3
andriamanidahy
4
ombalahin' andriamanitra
5
ombelahinandriamanitra
Fikambanana sy fifandraisana 15 amin' ny teny
andriamanitra
(#2)
Kamban-teny (15)
6
Andriananahary
7
antsiben' Andriamanitra
8
arahaba nomen' andriamanitra ny fara
9
arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny
10
fitondran' Andriamanitra
11
ihiratan' Andriamanitra
12
lakalaka anie Andriamanitra
13
lasan' Andriamanitra
14
lasan-ko andriamanitra
15
mahalala an' Andriamanitra
16
tahin' Andriamanitra
17
tonga ny andriamanitray
18
tsara andriamanitra
19
vava azon' Andriamanitra
20
vonoin-Andriamanitra