|
|
|
|
Fikambanana sy fifandraisana 15 amin' ny teny
fihavanana
Kamban-teny (12)
1
fanekem-pihavanana
2
fehim-pihavanana
3
fihavanan' andriana
4
fitia mifamaly mahatsara fihavanana
5
nofon-kemitam-pihavanana
6
nofon-kena mitam-pihavanana
7
rarim-pihavanana
8
ratsy fihavanana
9
rava hatreo ny fihavanana
10
rohim-pihavanana
11
sahetim-pihavanana
12
sora-pihavanana
Anaran' olona (1)
13
Rabefihavanana
Lohateny (2)
14
Ny fihavanana eo amin' ny firaisamonina sy ny tany ary ny fanjakana
15
Tantaran-drazana hitadidiana ny fihavanana