|
|
|
|
Fikambanana 62 amin' ny teny
varotra
(#1)
Kamban-teny (61)
1
adivarotra
2
ady varotra
3
afa-karatsaka ara-barotra
4
akoran-tombombarotra
5
antenimieran' ny varotra
6
ara-barotra
7
dokam-barotra
8
entam-barotra
9
fanjarianasa ara-barotra
10
filazam-barotra
11
filazam-bidim-barotra
12
fola-barotra
13
iadiam-barotra
14
lasa any amin' ny varo-tsy mifody
15
mamola-barotra
16
manao varo-draikiraiky
17
manongom-barotra
18
mari-barotra
19
mizanam-barotra
20
raharaha ara-barotra
21
raikitra ny varotra
22
rantsam-pitsarana adim-barotra
23
songom-barotra
24
tabilao mampiseho ny varotra ivelany
25
tamberim-pitrosana ara-barotra
26
tombom-barotra
27
tombombarotr' asa
28
tranombarotra
29
tsindrim-barotra
30
tsindry varotra
31
vadi-barotra
32
varo-bazaha
33
varo-boba
34
varo-dratsy
35
varo-droa
36
varo-maika
37
varo-maizina
38
varo-mandeha
39
varo-maty
40
varo-miandry
41
varo-miera
42
varo-mifody
43
varotra alika
44
varotra ambongadiny
45
varotra andevo antsikisiky
46
varotra an' elakela-trano
47
varotra an-kobohobo
48
varotra an-trano tokana
49
varotra antsinjarany
50
varotra iombonana eorôpeana
51
varotra mahay mody
52
varotra misy fehi-vavany
53
varotra olona
54
varotra omby anaty ambiaty
55
varotra tsy miverim-bodiondry
56
varotry ny maika hiala
57
varotry ny maika hody
58
varotry ny mananotena
59
varo-tsy mifody
60
vodiondrim-barotra
61
vokatra ara-barotra
Anaram-javamaniry (1)
62
varobazaha