Index

Proverbs : ampoka

Proverb 1Adrisa tsy ampoky ny ahitra angaha aho no hifiaka izay antsoro maina. [2.558]
Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hifiaka ny antsoro maina ? [2.653 #300, 2.415]
Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hihinana ny ahi-tsorohitra ? [2.653 #300, 2.415]
Ataonao ho valala tsy ampoky ny ahitra va aho ka hifiaka ny antsoro maina? [2.165 #2284]
French translationMe prenez-vous pour une sauterelle non rassasiée d' herbe, et qui va manger l' herbe des alouettes ou mâcher de l'herbe antsoro sèche ? [2.415]
French interpretationMe prenez-vous pour un affamé ? [2.415]

Proverb 2Toy ny vary amin-dronono tondrahan-tantely, ka tian-ko lalina indrindra. [2.165 #775]
Vary amin-dronono tondrahan-tantely : ampoky ny mamy, ampoky ny soa. [2.558 #4872]
Vary amin-dronono tondrahan-tantely ka tian-ko lalina indrindra. [1.1]
Vary amin-dronono tondrahan-tantely : tian-ko lalin ko fy indrindra. [2.974 #129, 2.653]
Vary niliña tantele. [1.68]
Malagasy interpretationEnti-milaza zavatra tiana ho amin' izay hahatsara azy indrindra. [1.1]
Enti-milaza zava-tsoa mitontohitra ka tiana sy ankasitrahana fatratra. [1.1]
French translationDu riz au lait qu'on arrose de miel. [1.68]
Pareil à du riz au lait arrosé de miel, on aime qu' il soit aussi profond que possible. [2.165]
Riz au lait aspergé de miel : le summum de l’exquis. [2.974]
French interpretationSouligne la perfection. [1.68]

Proverbs : ampoka

Proverb 1Am-bavany, malefaka; am-pony, tsy tia. [2.653 #123, 2.974 #195]
French translationAimable en paroles alors que le cœur n’aime pas. [2.974 #195]

Proverb 2Tera-bary, ka samy mamoaka ny tao am-pony. [2.653 #3079]

Proverb 3Zanaka velon-kalina, ka ny am-pony hafa, ny am-poko hafa. [2.165 #1868]
Zanaka velon-kalina : ny am-pony hafa, ny am-poko hafa. [2.558 #5082]
Zaza velon-kalina : ny am-pony hafa, ny am-poko hafa. [2.415 #1018, 2.653 #3782]
French translationEnfant né dans la nuit : ce qui est dans son coeur est bien différent de ce qui est dans le mien. [2.415]
Un enfant né la nuit dernière: ce qui est dans son cœur, ce n' est pas ce qui est dans le mien. [2.165]
French interpretationAllusion à la naissance de l' enfant sous un mauvais destin : l'enfant l'ignore et ne s'en soucie pas, mais les parents s' en soucient ; ce proverbe au sens général signifiait qu' on n' avait pas la même manière de penser. [2.415 #1018]
A partir du moment où il est né, c' est un individu distinct. [2.165]

Index