| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana 6 misy ny teny hoe : manam-panahy
|
|
|
| Ohabolana 1 | Tsy hotroñina karaha ñy ara-my, ary tsy rangaina karaha ñy ramihavoña, fa izañy manam-pañahy na dia bitika aza dia ray aman-drenin' olona. [2.165]
|
| Fanazavana malagasy | Tsy hotronina toy ny ramy, ary tsy rangaina toy ny ramiavona; fa izay manam-panahy, na dia kely aza, dia ray aman-drenin' olona. + Ramy sy ramihavona: karazan-kazo. [2.165]
|
|
|
| |
Ohabolana 1 misy ny teny hoe : manam-pañahy