Index

Proverbs : voatampoka

Proverb 1Mitsaha-ketrika ohatra ny vary sosoa voatampo-drano. [1.1]
Mitsaha-miketriketrika tahaka ny sosoa voatampo-drano. [2.558 #2490]
Malagasy interpretationEnti-milaza olona na zavatra nanajanona ny asany na nijanona tampoka fa nisy nanakivy na nanao hasomparana. [1.1]

Index