| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana 3 misy ny teny hoe : zaraina
|
|
|
| Ohabolana 1 | Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [2.653 #2249]
Ny hanin-jarai-mora lany, ny entan-jarai-mora zaka, ny sakafo lany mahatsara vava! [2.558 #3029]
Ny hani-zarai-mora lany ; ny raharaha-zarai-mora vita. [2.974 #15]
|
| Dikanteny frantsay | Un repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [2.974 #15]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Tanala mihaza : izay azo kely zaraina aman-kavana. [2.415 #3216, 2.653 #2991]
|
| Dikanteny frantsay | Tanala qui chasse : le peu qu' il a pris, il le partage avec ses parents. [2.415 #3216]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui ne sont pas égoïstes. [2.415 #3216]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Zaza nahatapa-damosina, notrotroana nahafola-tsandry, nefa henamaso aza tsy nozarainy. [2.558 #5099]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|