|
|
|
|
Teny iditra
abodika
(
bodika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Enti-milaza ny zavatra ampiasaina hanasavoritahana, hanasavorovoroana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
abodika
, abodiko, abodikao, abodiny, aboditsika, abodikay, abodikareo, abodik', abodi-
Ny lasa :
nabodika, nabodiko, nabodikao, nabodiny, naboditsika, nabodikay, nabodikareo, nabodik', nabodi-
Ny hoavy :
habodika, habodiko, habodikao, habodiny, haboditsika, habodikay, habodikareo, habodik', habodi-
Filaza mandidy :
abodeho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19