|
|
|
|
Teny iditra
a
da
rona
(
darona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao na tenenina miadana:
Adarony ny teninao fa tsy azoko tsara
[
1.1
]
A dire posément
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
adarona
, adaroko, adaronao, adarony, adarontsika, adaronay, adaronareo, adaron', adaron-, adarom-, adaro-
Ny lasa :
nadarona, nadaroko, nadaronao, nadarony, nadarontsika, nadaronay, nadaronareo, nadaron', nadaron-, nadarom-, nadaro-
Ny hoavy :
hadarona, hadaroko, hadaronao, hadarony, hadarontsika, hadaronay, hadaronareo, hadaron', hadaron-, hadarom-, hadaro-
Filaza mandidy :
ada
ro
ny
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19