|
|
|
|
Teny iditra
adizina
(
dizina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Moro mitsatoka tsara:
Nadizin' ilay amboa mova tsy ny rano mifantsitsitra ny rambony
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
adizina
, adiziko, adizinao, adiziny, adizintsika, adizinay, adizinareo, adizin', adizin-, adizim-, adizi-
Ny lasa :
nadizina, nadiziko, nadizinao, nadiziny, nadizintsika, nadizinay, nadizinareo, nadizin', nadizin-, nadizim-, nadizi-
Ny hoavy :
hadizina, hadiziko, hadizinao, hadiziny, hadizintsika, hadizinay, hadizinareo, hadizin', hadizin-, hadizim-, hadizi-
Filaza mandidy :
adizino
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19