|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | adonaka (donaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-mandonaka, manempotra amin' ny setroka: Afom-bozaka roa entana no nadonany anay tao anefitra ka sempotra daholo izahay rehetra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/10/14 |
|