|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | afana | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| A) Ny fombafomba rehetra entina manadio na manalavitra ny ratsy, ny loza atahorana:
Fanaon' ny olona ny manao afana rehefa avy mandevina b) Ny zavatra ampiasaina amin' izany: rano, ram-biby vonoina...: Zatovo telo lahy no nitondra ny afana nialoha ny vahoaka Ny omby vonoina amin' ny fandevenana: Omby folo no natao afana tamin' ny nandevenana an-dRandriamanalina [1.1] | |||
| The sprinkling the body with water which has been consecrated to the idols; putting lines or points of white earth on the forehead; putting charcoal on the forehead; wearing pearls on the feet; a necklace of herbs; drenching the whole person while still clothed, for the removal of impurity contracted by contact with a corpse or anything unclean; or seeking freedom from some witchcraft or charm. A ceremony performed at the graves of deceased relatives, or at times of general sickness or epidemic. [1.2] | |||
| Nom générique des puritications extérieures et pratiques superstitieuses usitées pour éloigner un mai ou le prévenir, pour purifier des souillures contractées auprès d'un mort ; purification, aspersion, bain Matières employées pour cela: l'eau lustrale, le sang des victimes, objets qu'on porte sur soi Le bœuf tué aux funérailles [1.3] | |||
| Voambolana | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Teny iditra | afana | ||
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||
| Niavian' ny hoe: miafana [1.1] | |||
| Teny iditra | afana | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [Betsimisaraka] Hatsembohana [1.78] | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02 |
|