|
|
|
|
Teny iditra
afantsana
(
fantsana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina manadio ny aty vava, manontsam-bava:
Rano misy fanafody no afantsana raha misy marary any anaty vava
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
afantsana
, afantsako, afantsanao, afantsany, afantsantsika, afantsanay, afantsanareo, afantsan', afantsan-, afantsam-, afantsa-
Ny lasa :
nafantsana, nafantsako, nafantsanao, nafantsany, nafantsantsika, nafantsanay, nafantsanareo, nafantsan', nafantsan-, nafantsam-, nafantsa-
Ny hoavy :
hafantsana, hafantsako, hafantsanao, hafantsany, hafantsantsika, hafantsanay, hafantsanareo, hafantsan', hafantsan-, hafantsam-, hafantsa-
Filaza mandidy :
afantsano
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05