|
|
|
|
Teny iditra
afempeno
(
fempina
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
afempina
[
Fitanisana
]
Ohatra
Mba
afempeno
ny hena vinidinao, fa tsy anomezanao ny malahelo tsy akory.
[
2.298
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17