|
|
|
|
Teny iditra
a
ja
ka
(
jaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atolotra, atao jaka na fanomezana amin' ny Fandroana:
Inona no hajakanao ny ray aman-dreninao amin' ito?
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ajaka
, ajako, ajakao, ajany, ajatsika, ajakay, ajakareo, ajak', aja-
Ny lasa :
najaka, najako, najakao, najany, najatsika, najakay, najakareo, najak', naja-
Ny hoavy :
hajaka, hajako, hajakao, hajany, hajatsika, hajakay, hajakareo, hajak', haja-
Filaza mandidy :
ajakao
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19