|
|
|
|
Teny iditra
aja
no
ny
(
ja
nona
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
ajanona
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Ajanony
tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina
[
1.1
]
2
Ajanony
any raha toy izany foana, /
Ajanony
any fa mandany fotoana, / Vao may mati-kambo, sy mampidingin-drambo, /
Ajanony
any samy miala!
[AmbondronA]
Teny iditra
a
ja
nony
(
ja
nona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
ajanona
sy mpisolo
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17