|
|
|
|
Teny iditra
ajokajoka
Sokajin-teny
anarana
Fiavonana na fiolonolonana; fampisehoantoetra manambony tena
[
1.1
]
Sampanteny
fiajokajohana
,
fiajokajoka
,
iajokajohana
,
miajokajoka
,
mpiajokajoka
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23