|
|
|
|
Teny iditra
a
kai
kitra
(
kaikitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina manaikitra:
Ny vanginy no nakaikiny ny tongotro
[
1.1
]
Ce qui sert à mordre, à piquer
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
akaikitra
, akaikitro, akaikitrao, akaikiny, akaikitsika, akaikitray, akaikitrareo, akaikitr', akaiki-, akaikitry
Ny lasa :
nakaikitra, nakaikitro, nakaikitrao, nakaikiny, nakaikitsika, nakaikitray, nakaikitrareo, nakaikitr', nakaiki-, nakaikitry
Ny hoavy :
hakaikitra, hakaikitro, hakaikitrao, hakaikiny, hakaikitsika, hakaikitray, hakaikitrareo, hakaikitr', hakaiki-, hakaikitry
Filaza mandidy :
akai
ke
ro
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19