|
|
|
|
Teny iditra
akanga sisa nanamborana
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
akanga
,
sisa
,
anamboarana
Enti-milaza olona sisa velona amin' ny maro niaraka fahizay
Mitovy hevitra:
tapa-porohana sisa tsy may
[
1.1
]
Les survivants, les rescapés
[
1.5
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17