|
|
|
|
Teny iditra
akija
(
kija
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Tanana, tazonina, hidiana:
Nakijan' ny mpampianatra tao am-pianarana ny mpianatra telopolo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
akija
, akijako, akijanao, akijany, akijantsika, akijanay, akijanareo, akijan', akijan-, akijam-
Ny lasa :
nakija, nakijako, nakijanao, nakijany, nakijantsika, nakijanay, nakijanareo, nakijan', nakijan-, nakijam-
Ny hoavy :
hakija, hakijako, hakijanao, hakijany, hakijantsika, hakijanay, hakijanareo, hakijan', hakijan-, hakijam-
Filaza mandidy :
akijao
Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14