|
|
|
|
Teny iditra
a
ki
trana
(
ki
trana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Asaina mikitrana, miady; ampiadina
[
1.1
]
à faire choquer, résonner, à attiser les uns contre les autres
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
akitrana
, akitrako, akitranao, akitrany, akitrantsika, akitranay, akitranareo, akitran', akitran-, akitram-, akitra-
Ny lasa :
nakitrana, nakitrako, nakitranao, nakitrany, nakitrantsika, nakitranay, nakitranareo, nakitran', nakitran-, nakitram-, nakitra-
Ny hoavy :
hakitrana, hakitrako, hakitranao, hakitrany, hakitrantsika, hakitranay, hakitranareo, hakitran', hakitran-, hakitram-, hakitra-
Filaza mandidy :
akitrano
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/11