|
|
|
|
Teny iditra
akobana
(
kobana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao izay hihetsiketsehany, hivontosany:
Nakobany tao anaty rano mafana ny tavolo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
akobana
, akobako, akobanao, akobany, akobantsika, akobanay, akobanareo, akoban', akoban-, akobam-, akoba-
Ny lasa :
nakobana, nakobako, nakobanao, nakobany, nakobantsika, nakobanay, nakobanareo, nakoban', nakoban-, nakobam-, nakoba-
Ny hoavy :
hakobana, hakobako, hakobanao, hakobany, hakobantsika, hakobanay, hakobanareo, hakoban', hakoban-, hakobam-, hakoba-
Filaza mandidy :
akobano
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19