|
|
|
|
Teny iditra
a
le
lika
(
lelika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina mandelika, manototra; atototra:
Ireto ranon-tany ireto alelika ny hady
[
1.1
]
Avec quoi on comble, on couvre
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
alelika
, aleliko, alelikao, aleliny, alelitsika, alelikay, alelikareo, alelik', aleli-
Ny lasa :
nalelika, naleliko, nalelikao, naleliny, nalelitsika, nalelikay, nalelikareo, nalelik', naleli-
Ny hoavy :
halelika, haleliko, halelikao, haleliny, halelitsika, halelikay, halelikareo, halelik', haleli-
Filaza mandidy :
ale
le
fo
Nohavaozina tamin' ny 2020/02/26