|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ambivitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1] | ||
| Pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2] | ||
| Jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | ankambivitra | |
| Teny iditra | ambivitra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Singan-teny | vivitra | |
| Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1] | ||
| Tovy hevitra | avivitra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
|