|
|
|
|
Teny iditra
ambonim
bo
ny
(
am
bo
ny
)
Sokajin-teny
anarana
(duplicatif diminutif)
[
1.3
]
Ohatra
1
Mainka moa fa ireo olona
ambonimbony
tao an-tanàna.
[
2.472
]
2
Vehivavy malemy fanahy sy tia fihavanana aman'olona izy ary nahita fianarana
ambonimbony
kokoa noho ny lahy.
[
2.324
]
Haiendriteny
Tsotra :
ambonimbony
, ambonimboniko, ambonimboninao, ambonimboniny, ambonimbonintsika, ambonimboninay, ambonimboninareo, ambonimbonin', ambonimbonin-, ambonimbonim-
Sampanteny
fanambonimboniana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20