|
|
|
|
Teny iditra
amin
dra
na
(
fin
dra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
[
1.2
]
Ohatra
Nanomboka nianatra izahay ny alatsinainy nanaraka : hira ilaharana sy
amindrana
ary andihizana.
[
2.332
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
amindrana
, amindrako, amindranao, amindrany, amindrantsika, amindranay, amindranareo, amindran', amindran-, amindram-, amindra-
Ny lasa :
namindrana, namindrako, namindranao, namindrany, namindrantsika, namindranay, namindranareo, namindran', namindran-, namindram-, namindra-
Ny hoavy :
hamindrana, hamindrako, hamindranao, hamindrany, hamindrantsika, hamindranay, hamindranareo, hamindran', hamindran-, hamindram-, hamindra-
Filaza mandidy :
amin
dra
o
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11