|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | anamalaho | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | anana, malaho | ||||
| Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces) Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [1.1] | |||||
| Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. [1.2] | |||||
| A strong aromatic leafy vegetable [1.7] | |||||
| Herbe potagère au goût aromatique amer [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Anarana ara-tsiansa | Spilanthes oleraces | ||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|